Bokin'ny Mpitsara 15:8
Dia namely azy izy ka nahatapaka ranjo sy fe ary nahafaty be dia be; dia nidina izy ka nitoetra teo an-tsefatsefak’ ilay harambato mitresaka any Etama.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Ary niakatra ny Filistina, dia nitoby teo amin’ ny Joda ka niely tany Lehy.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 15
Cross References
2 Chronicles 11:6Ny namboariny dia izao: Betlehema sy Etama sy Tekoa
Isaiah 63:3Nanosihosy ny famiazam-boaloboka irery Aho; fa tsy mba nisy niaraka tamiko ny avy tamin’ ny firenena na dia iray akory aza; nanitsaka ireny tamin’ ny fahatezerako Aho sy nanosihosy azy tamin’ ny fahavinirako, dia nipitipitihan’ ny ràny ny fitafiako, ka voalotoko ny akanjoko rehetra.