Bokin'ny Mpitsara 15:9
Ary niakatra ny Filistina, dia nitoby teo amin’ ny Joda ka niely tany Lehy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the Philistines went up, and pitched in Judah, and spread themselves in Lehi.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 15
Cross References
Judges 15:14Ary raha tonga tany Lehy izy, dia nanakora azy ny Filistina; ary ny Fanahin’ i Jehovah nilatsaka taminy, dia tonga tahaka ny rongony izay nodorana tamin’ ny afo ny mahazaka teny amin’ ny sandriny ary afaka tamin’ ny tànany ny fatorana.
Judges 15:19Dia nampitresahin’ Andriamanitra ilay fitoerana hoboka tany Lehy, ka niboiboika teo ny rano; ary rehefa nisotro izy, dia nody ny ainy, ka velona Izy; ka izany no nanaovany ny anarany hoe En-hakore, izay any Lehy mandraka androany.