bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:26
Bokin'ny Levitikosy 13:26
Fa raha zahan’ ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo amin’ ny mifaritra mangirana, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan’ ny mpisorona toerana hafitoana izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if the priest look on it, and, behold, there be no white hair in the bright spot, and it be no lower than the other skin, but be somewhat dark; then the priest shall shut him up seven days:
In Context
25ary zahan’ ny mpisorona ka hitany fa efa niova ho fotsy ny volo eo amin’ ny itoeran’ ny mifaritra mangirana, ary lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, dia habokana efa mipoipoitra eo amin’ ny may izany, ka hataon’ ny mpisorona hoe maloto, habokana izany.
27ary raha zahan’ ny mpisorona amin’ ny andro fahafito izy, ka nanitatra mihitsy teo amin’ ny hoditra izany, dia hataony hoe maloto: habokana izany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Leviticus 13:4Fa raha misy mifaritra fotsy mangirana kosa eo amin’ ny hoditry ny nofony, nefa tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, ary tsy niova ho fotsy ny volony, dia hatokan’ ny mpisorona toerana hafitoana ilay marary.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 13:26