The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:27

Bokin'ny Levitikosy 13:27

ary raha zahan’ ny mpisorona amin’ ny andro fahafito izy, ka nanitatra mihitsy teo amin’ ny hoditra izany, dia hataony hoe maloto: habokana izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the priest shall look upon him the seventh day: and if it be spread much abroad in the skin, then the priest shall pronounce him unclean: it is the plague of leprosy.

In Context

26Fa raha zahan’ ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo amin’ ny mifaritra mangirana, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan’ ny mpisorona toerana hafitoana izy,

28Ary raha tsy mitombo ny faritra fotsy mangirana ka tsy nanitatra teo amin’ ny hoditra, fa matromatroka ihany, dia mamontsina eo amin’ ny may izany; ary hataon’ ny mpisorona hoe madio izy fa fahamaimaizana ihany izany.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 13

Cross References

Leviticus 13:7Fa raha nanitatra teo amin’ ny hodiny kosa ny manako-pery, taorian’ ny nisehoany tamin’ ny mpisorona ny amin’ ny fanadiovana azy, dia hiseho amin’ ny mpisorona indray izy.

Leviticus 14:39Ary hiverina ny mpisorona amin’ ny andro fahafito, ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa nanitatra teo amin’ ny rindrin’ ny trano izy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 13:27

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 13:26Bokin'ny Levitikosy 13Bokin'ny Levitikosy 13:28 →