The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 17 › Bokin'ny Levitikosy 17:13

Bokin'ny Levitikosy 17:13

Na iza na iza amin’ ny Zanak’ Isiraely, na amin’ ny vahiny eo aminy, no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia haidiny amin’ ny tany ny ràny ka hototofany;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And whatsoever man there be of the children of Israel, or of the strangers that sojourn among you, which hunteth and catcheth any beast or fowl that may be eaten; he shall even pour out the blood thereof, and cover it with dust.

In Context

12Koa izany no nilazako tamin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo.

14fa ny amin’ ny amin’ ny nofo rehetra, dia ny ràny no ainy; koa izany no nilazako tamin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Aza mihinana ny ran’ ny nofo; fa ny ràny no ain’ ny nofo rehetra, ka izay rehetra mihinana azy dia haringana.

Read all of Bokin'ny Levitikosy 17

Cross References

Leviticus 7:26Ary aza mihinana rà eny amin’ izay rehetra itoeranareo, na ny an’ ny vorona, na ny an’ ny biby fiompy.

Deuteronomy 12:24Aza mihinana azy ianao, fa aidino amin’ ny tany toy ny rano izy;

1 Samuel 14:32Dia nanaovan’ ny olona an-kazakazaka ny babo, ka naka ondry aman’ osy sy omby ary zanak’ omby izy, dia namono azy teo amin’ ny tany, ka dia nohanin’ ny olona mbamin’ ny ràny.

Ezekiel 24:7Fa ny ràny dia ao aminy; teo ambonin’ ny vatolampy mangadihady no nametrahany azy; tsy naidiny tamin’ ny tany hosaronan’ ny vovoka izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Levitikosy 17:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Levitikosy 17:12Bokin'ny Levitikosy 17Bokin'ny Levitikosy 17:14 →