Filazantsara araka an'i Lioka 13:18
Dia hoy Jesosy: Tahaka ny inona ny fanjakan’ Andriamanitra? ary inona no hanoharako azy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then said he, Unto what is the kingdom of God like? and whereunto shall I resemble it?
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 13
Cross References
Matthew 13:24Ary nanao fanoharana hafa koa taminy Izy ka nanao hoe: Ny fanjakan’ ny lanitra dia tahaka ny lehilahy anankiray izay namafy voa tsara tany an-tanimbariny;
Mark 4:26Ary hoy Izy: Toy izao ny fanjakan’ Andriamanitra: tahaka ny lehilahy mamafy voa amin’ ny tany
Luke 7:31Tahaka ny inona ary no hanoharako ny olona amin’ ity taranaka ity? tahaka ny inona moa izy?
Luke 17:21Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, etỳ! na erỳ! fa, indro, ny fanjakan’ Andriamanitra dia ao anatinareo.