The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 13 › Filazantsara araka an'i Lioka 13:30

Filazantsara araka an'i Lioka 13:30

Ary, indro, misy ny aoriana ho aloha, ary misy ny aloha ho aoriana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And, behold, there are last which shall be first, and there are first which shall be last.

In Context

29Ary ho tonga avy any atsinanana sy avy any andrefana ary avy any avaratra sy avy any atsimo ireny ka hipetraka hihinana eo amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.

31Tamin’ izany ora izany indrindra dia nisy Fariseo sasany nankeo amin’ i Jesosy ka nanao taminy hoe: Mandehana Hianao, ka mialà eto; fa ta-hamono Anao Heroda.

Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 13

Cross References

Matthew 8:11Ary lazaiko aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy any andrefana no ho tonga ka hipetraka hiara-mihinana amin’ i Abrahama sy Isaka ary Jakoba any amin’ ny fanjakan’ ny lanitra;

Matthew 20:16Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.

Mark 10:31Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Lioka 13:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Lioka 13:29Filazantsara araka an'i Lioka 13Filazantsara araka an'i Lioka 13:31 →