Filazantsara araka an'i Lioka 21:33
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Heaven and earth shall pass away: but my words shall not pass away.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 21
Cross References
Psalms 102:26Tany aloha no nanorenanao ny tany; Ary asan’ ny tananao ny lanitra.
Isaiah 51:6Andrandrao ho amin’ ny lanitra ny masonareo, ary jereo ny tany ambany; fa ny lanitra ho levona tahaka ny setroka, ary tany ho tahaky ny lamba mangarahara, ary ny mponina ao dia ho faty tampoka; fa ny famonjena kosa haharitra mandrakizay, ary ny fahamarinako tsy mba ho rava.
Matthew 24:35Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
1 Peter 1:25Fa ny tenin’ ny Tompo maharitra mandrakizay”. Ary izany no tenin’ ny filazantsara izay notorina taminareo.
Revelation 20:11Ary hitako fa, indro, nisy seza fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay mipetraka eo amboniny; ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, ka tsy nisy hitoerany intsony.