Filazantsara araka an'i Lioka 23:21
Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin’ ny hazo fijaliana Izy!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But they cried, saying, Crucify him, crucify him.
In Context
20Ary satria tian’ i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 23
Cross References
Matthew 27:22Hoy Pilato taminy: Ka ahoana kosa ary no hataoko amin’ i Jesosy, Izay atao hoe Kristy? Dia hoy izy rehetra: Aoka hohomboana amin’ ny hazo fijaliana Izy.
Luke 23:23Fa niantso tamin’ ny feo mafy ny olona ka nangataka hanomboana an’ i Jesosy amin’ ny hazo fijaliana. Ary nahery ny feon’ ny olona.