Filazantsara araka an'i Lioka 24:13
Ary, indreo, nisy roa lahy tamin’ ireny nandeha tamin’ izany andro izany hankany amin’ ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stadio raha any Jerosalema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14Dia niresaka ny amin’ izay zavatra rehetra nanjo izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 24
Cross References
Luke 24:18Ary ny anankiray, izay atao hoe Kleopasy, namaly ka nanao taminy hoe: Hianao irery va no vahiny mitoetra any Jerosalema tsy mba mahalala izay zavatra tonga tao tamin’ izao andro izao?