bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 1 › Filazantsara araka an'i Marka 1:33
Filazantsara araka an'i Marka 1:33
Ary ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ ny varavarana avokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the city was gathered together at the door.
In Context
32Ary nony hariva ny andro, ka nilentika ny masoandro, dia nentina tany aminy ny marary rehetra sy ny demoniaka.
34Ary nahasitrana olona maro izay nararin’ ny aretina samy hafa Izy sady namoaka demonia maro; ary tsy navelany hiteny ny demonia, satria nahafantatra Azy ireny.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Mark 1:5Dia nandeha nanatona azy ny tany Jodia rehetra sy ny mponina rehetra tany Jerosalema, ka nataony batisa tao amin’ ny ony Jordana ireny, rehefa niaiky ny fahotany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 1:33