Filazantsara araka an'i Marka 1:34
Ary nahasitrana olona maro izay nararin’ ny aretina samy hafa Izy sady namoaka demonia maro; ary tsy navelany hiteny ny demonia, satria nahafantatra Azy ireny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
33Ary ny tao an-tanàna rehetra dia tafangona teo anoloan’ ny varavarana avokoa.
35Ary nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany an-tany foana ka nivavaka tany.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Matthew 4:23Ary Jesosy nandeha eran’ i Galilia ka nampianatra tao amin’ ny synagogan’ ny olona teo sy nitory ny filazantsaran’ ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin’ ny rofy rehetra tamin’ ny olona.
Mark 3:12Ary nandrara azy mafy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy.
Acts 16:16Ary raha nandeha ho any amin’ ilay fitoerana fivavahana izahay, dia nisy ankizivavy anankiray nanam-panahy mahavaly nifanena taminay, ary ny faminaniana nataony no nahazoan’ ny tompony harena be.