Filazantsara araka an'i Marka 1:43
Ary namepetra azy mafy Jesosy, dia nampandeha azy niaraka tamin’ izay
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he straitly charged him, and forthwith sent him away;
In Context
42Ary niaraka tamin’ izay dia niala taminy ny habokany, ka dia nadio izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Mark 3:12Ary nandrara azy mafy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy.
Mark 7:36Ary nandrara ny olona teo Jesosy mba tsy hilazalaza na amin’ iza na amin’ iza; fa na dia norarany aza izy, dia vao mainka nampiely izany bebe kokoa.