Filazantsara araka an'i Marka 1:42
Ary niaraka tamin’ izay dia niala taminy ny habokany, ka dia nadio izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as soon as he had spoken, immediately the leprosy departed from him, and he was cleansed.
In Context
43Ary namepetra azy mafy Jesosy, dia nampandeha azy niaraka tamin’ izay
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Matthew 15:28Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin’ izay ora izay.
Mark 5:29Ary niaraka tamin’ izay dia ritra ny loharanon’ aretiny, ka tsaroany tao amin’ ny tenany fa sitrana izy.
John 15:3Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo.