bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 10 › Filazantsara araka an'i Marka 10:50
Filazantsara araka an'i Marka 10:50
Dia nanary ny lambany izy ka niantsambotra nankeo amin’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he, casting away his garment, rose, and came to Jesus.
In Context
49Ary Jesosy nijanona, dia nanao hoe: Antsoy ilay jamba. Ary ny olona niantso azy ka nanao taminy hoe: Matokia, mitsangàna, miantso anao Izy.
51Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 10
Cross References
Philippians 3:7Nefa izay azoko ho tombony dia nataoko fatiantoka kosa noho ny amin’ i Kristy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 10:50