Filazantsara araka an'i Marka 10:51
Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
50Dia nanary ny lambany izy ka niantsambotra nankeo amin’ i Jesosy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 10
Cross References
2 Chronicles 1:7Tamin’ ny alin’ iny no nisehoan’ Andriamanitra tamin’ i Solomona, ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao.
Matthew 7:7Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo.
Mark 10:36Ary hoy Izy taminy: Inona moa no tianareo hataoko aminareo?
John 20:16Hoy Jesosy taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka niteny taminy nanao teny Hebreo hoe: Rabôny! izany hoe: Mpampianatra ô.
Philippians 4:6Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin’ ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin’ Andriamanitra amin’ ny zavatra rehetra.