Filazantsara araka an'i Marka 11:21
Ary Petera nahatsiahy ka nanao taminy hoe: Raby ô, indro fa efa malazo ilay aviavy nozoninao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
20Ary nony maraina, raha nandalo izy, dia hitany fa efa nalazo hatramin’ ny fakany ilay aviavy.
22Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an’ Andriamanitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 11
Cross References
Proverbs 3:33Ny ozon’ i Jehovah dia ao an-tranon’ ny ratsy fanahy; Fa ny fonenan’ ny marina dia tahìny kosa.
Matthew 23:7sy ny hoharabain’ ny olona eny an-tsena ary ny hataon’ ny olona hoe: Raby ô!
1 Corinthians 16:22Raha misy tsy tia ny Tompo, aoka ho voaozona izy. Maran ata.