bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 12 › Filazantsara araka an'i Marka 12:4
Filazantsara araka an'i Marka 12:4
Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And again he sent unto them another servant; and at him they cast stones, and wounded him in the head, and sent him away shamefully handled.
In Context
3Fa ireo nisambotra ilay mpanompo sady nikapoka azy ka nampiala azy maina.
5Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 12
Cross References
Psalms 68:21Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika; ary an’ i Jehovah Tompo ny fanafahana amin’ ny fahafatesana.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 12:4