Filazantsara araka an'i Marka 12:8
Ary rehefa nisambotra azy izy, dia nahafaty azy sy namoaka azy teo ivelan’ ny tanim-boaloboka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they took him, and killed him, and cast him out of the vineyard.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 12
Cross References
Matthew 21:39Ary nisambotra azy izy ka namoaka azy teo ivelan’ ny tanim-boaloboka, dia namono azy.
Hebrews 13:11Fa rehefa nentin’ ny mpisoronabe niditra ho ao amin’ ny fitoerana masìna ho fanatitra noho ny ota ny ran’ ny biby, dia nodorana teny ivelan’ ny toby ny fatiny.