Filazantsara araka an'i Marka 13:36
fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lest coming suddenly he find you sleeping.
In Context
37Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ ny olona rehetra
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 13
Cross References
Proverbs 6:9Mandra-pahoviana no mbola handry ihany ianao, ry ilay malaina? Rahoviana no hifoha amin’ ny torimasonao ianao?
Song of Solomon 3:1Teo am-pandriako nony alina dia mazàna nitady ilay tian’ ny fanahiko aho; Nitady azy aho, fa tsy nahita azy.
Isaiah 56:10Jamba ny mpitiliny, samy tsy mahalala izy rehetra, amboa moana avokoa, izy rehetra, ka tsy mahavovo, manonofy izy, eny, mandry ka torimaso.
Matthew 25:5Ary raha naharitra ela ny mpampakatra, dia samy rendrehana avy izy rehetra, ka dia natory.
Mark 14:40Ary nony niverina indray Izy, dia nahita azy matory, fa efa nilondolondo ny masony, ka tsy hitany izay havaliny Azy.
Luke 22:45Ary nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin’ ny mpianatra ka nahita azy matorin’ alahelo.