Filazantsara araka an'i Marka 13:37
Ary izay lazaiko aminareo dia lazaiko amin’ ny olona rehetra
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And what I say unto you I say unto all, Watch.
In Context
36fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 13
Cross References
Mark 13:33Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian’ ny fotoana.
Luke 12:41Ary hoy Petera: Tompoko, izahay va no ilazanao izany fanoharana izany, sa ny olona rehetra?