Filazantsara araka an'i Marka 14:28
Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But after that I am risen, I will go before you into Galilee.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Matthew 26:32Fa rehefa atsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.
Matthew 28:10Dia hoy Jesosy taminy: Aza matahotra; fa mandehana, ka asaovy mankany Galilia ny rahalahiko; fa any no hahitany Ahy.
Mark 16:7Fa mandehana, lazao amin’ ny mpianany sy Petera fa mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo.
1 Corinthians 15:4dia nalevina, ary natsangana tamin’ ny andro fahatelo araka ny Soratra Masìna;