Filazantsara araka an'i Marka 14:29
Fa hoy Petera taminy: Na dia ho tafintohina avokoa aza ny olona rehetra, izaho tsy mba ho tafintohina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Peter said unto him, Although all shall be offended, yet will not I.
In Context
28Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Luke 22:33Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na ho ao an-tranomaizina, na dia ho amin’ ny fahafatesana aza.
John 21:15Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesosy tamin’ i Simona Petera: Simona, zanak’ i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan’ ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy Izy taminy: Fahano ary ny ondrikeliko.