Filazantsara araka an'i Marka 14:3
Ary nony tany Betania Jesosy tao an-tranon’ i Simona boka ka nipetraka nihinana, dia avy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra nisy narda saro-bidy indrindra; dia novakiny ny tavoara, ka naidiny tamin’ ny lohan’ i Jesosy ny menaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Nefa hoy izy: Tsy amin’ ny andro firavoravoana, fandrao hampitabataba ny vahoaka.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Song of Solomon 4:13Hianao no saha anirian’ ny ampongabendanitra tsara voa, sady misy kofera sy narda,
Matthew 21:17Dia nandao azy Izy ka niala tao an-tanàna hankany Betania; ary dia nitoetra tao mandritra ny alina Izy.
Matthew 26:6Ary nony tany Betania Jesosy, tao an-tranon’ i Simona boka,
John 11:2Maria dia ilay nanosotra ny Tompo tamin’ ny menaka manitra sy namaoka ny tongony tamin’ ny volon-dohany, ary Lazarosy anadahiny no narary.