Filazantsara araka an'i Marka 14:56
Fa maro no niampanga lainga Azy, nefa tsy nifanaraka ny fiampangany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For many bare false witness against him, but their witness agreed not together.
In Context
57Ary nitsangana ny sasany, dia niampanga lainga Azy nanao hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
1 John 5:8dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo.