Filazantsara araka an'i Marka 15:22
Ary Jesosy dia nentiny teo amin’ ny tany Golgota, izany hoe, raha adika, Fitoeran-karan-doha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they bring him unto the place Golgotha, which is, being interpreted, The place of a skull.
In Context
23Dia notolorany divay miharo miora Izy; nefa tsy nety nisotro Izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Matthew 27:33Ary rehefa tonga teo amin’ ny tany atao hoe Golgota izy, izany hoe Ikarandoha,
John 19:17ary Izy nitondra ny hazo fijaliany, dia nankany amin’ ny tany atao hoe Ikarandoha, izay atao amin’ ny teny Hebreo hoe Golgota.