The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 15 › Filazantsara araka an'i Marka 15:30

Filazantsara araka an'i Marka 15:30

vonjeo ny tenanao, ka midìna hiala amin’ ny hazo fijaliana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Save thyself, and come down from the cross.

In Context

29Ary izay nandalo niteny ratsy Azy sady nihifikifi-doha ka nanao hoe: Hià! ry Ilay maharava ny tempoly sy mahatsangana azy amin’ ny hateloana,

31Ary toy izany koa no faneson’ ny lohan’ ny mpisorona, fa niresaka izy sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15

Cross References

Psalms 22:8Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy; manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 15:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 15:29Filazantsara araka an'i Marka 15Filazantsara araka an'i Marka 15:31 →