Filazantsara araka an'i Marka 15:31
Ary toy izany koa no faneson’ ny lohan’ ny mpisorona, fa niresaka izy sy ny mpanora-dalàna nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy, fa ny tenany tsy hainy vonjena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30vonjeo ny tenanao, ka midìna hiala amin’ ny hazo fijaliana.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Psalms 22:16Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko, ary ny lelako miraikitra amin’ ny lanilaniko; ao amin’ ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.
Luke 23:35Ary ny olona nijanona teo ka nijery. Ary ny loholona kosa mba nandatsa ka nanao hoe: Namonjy ny sasany Izy; aoka hovonjeny ny tenany, raha Izy no Kristin’ Andriamanitra, dia Ilay nofidina.
John 12:23Ary Jesosy namaly azy hoe: Tonga ny fotoana hankalazana ny Zanak’ olona.