Filazantsara araka an'i Marka 16:13
Ary izy ireo nandeha ka nilaza tamin’ ny namany; fa na dia ireo aza tsy ninoany koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they went and told it unto the residue: neither believed they them.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 16
Cross References
Luke 16:31Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an’ i Mosesy sy ny mpaminany izy, dia tsy hety hino izy, na dia misy mitsangana amin’ ny maty aza.
John 20:8Ary tamin’ izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin’ ny fasana, ary nahita ka nino.