The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 3 › Filazantsara araka an'i Marka 3:23

Filazantsara araka an'i Marka 3:23

Ary rehefa niantso ireo hankeo aminy Izy, dia nanao fanoharana taminy hoe: Hataon’ i Satana ahoana no famoaka an’ i Satana?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he called them unto him, and said unto them in parables, How can Satan cast out Satan?

In Context

22Ary ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema dia nanao hoe: Manana an’ i Belzeboba Izy, sy hoe: Ny lohan’ ny demonia no amoahany ny demonia.

24Fa raha misy fanjakana miady an-trano, dia tsy haharitra izany fanjakana izany.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 3

Cross References

Psalms 49:4Ny vavako hiteny fahendrena; ary ny fieritreretan’ ny foko dia fahalalana.

Matthew 12:25Ary Jesosy nahalala ny eritreriny, dia nanao taminy hoe: Ho foana ny fanjakana rehetra izay miady an-trano; ary tsy haharitra ny tanàna rehetra, na ny trano, izay miady an-trano.

Mark 4:2Ary nampianatra azy zavatra maro tamin’ ny fanoharana Izy ka nilaza tamin’ ny fampianarany azy hoe:

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 3:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 3:22Filazantsara araka an'i Marka 3Filazantsara araka an'i Marka 3:24 →