The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 6 › Filazantsara araka an'i Marka 6:29

Filazantsara araka an'i Marka 6:29

Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when his disciples heard of it, they came and took up his corpse, and laid it in a tomb.

In Context

28Dia nentiny teo an-dovia ny lohany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa dia nanome azy an-dreniny.

30Ary ny Apostoly niangona teo amin’ i Jesosy ka nilaza taminy izay rehetra efa nataony mbamin’ izay nampianariny.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6

Cross References

1 Kings 13:29Ary nobetain’ ilay mpaminany ny fatin’ ilay lehilahin’ Andriamanitra ka nasampiny tamin’ ny boriky, dia nentiny niverina; ary tonga tao an-tanàna ilay mpaminany antitra mba hisaona sy handevina azy.

Matthew 14:12Ary avy ny mpianany, dia naka ny faty ka nandevina azy; ary dia lasa izy ka nilaza tamin’ i Jesosy.

Acts 8:2Ary mpivavaka tsara no nandevina an’ i Stefana sady nisaona azy fatratra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 6:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 6:28Filazantsara araka an'i Marka 6Filazantsara araka an'i Marka 6:30 →