Filazantsara araka an'i Marka 6:33
Ary ny olona nahita azy mandeha, sady betsaka no nahalala an’ i Jesosy, dia niala avy teny amin’ ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nandeha an-tanety, dia tonga talohany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
32Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
Cross References
Matthew 15:29Ary raha niala teo Jesosy, dia nankany amoron’ ny Ranomasin’ i Galilia Izy; ary niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo;
John 6:2Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy noho ny nahitany ny famantarana izay efa nataony tamin’ ny marary.