Filazantsara araka an'i Marka 6:32
Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they departed into a desert place by ship privately.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 6
Cross References
Mark 3:9Ary Izy nilaza tamin’ ny mpianany mba hanisy sambokely hiandry Azy noho ny habetsahan’ ny vahoaka, fandrao mifanety aminy ireo.
Mark 6:45Ary niaraka tamin’ izay Jesosy dia nanery ny mpianany hiondrana an-tsambokely hita hialoha ho any Betsaida, mandra-pandràvany ny vahoaka.
Luke 9:10Ary rehefa niverina ny Apostoly, dia nanambara tamin’ i Jesosy izay efa nataony. Ary Izy nitondra azy ka nandeha nitokana nankany amin’ ny tanàna atao hoe Betsaida.