Filazantsara araka an'i Marka 8:30
Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he charged them that they should tell no man of him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 8
Cross References
Matthew 16:20Ary tamin’ izany dia nandrara ny mpianatra Izy mba tsy hilaza amin’ olona akory fa Izy no Kristy.
Mark 8:26Ary Jesosy nampody azy ho any an-tranony ka nanao hoe: Aza mankao an-tanàna.
Luke 9:21Ary Izy niteny mafy azy sady nandrara azy mba tsy hilazalaza izany amin’ olona