bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 9 › Filazantsara araka an'i Marka 9:16
Filazantsara araka an'i Marka 9:16
Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ ireto?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he asked the scribes, What question ye with them?
In Context
15Ary niaraka tamin’ izay, nony nahita Azy ny vahoaka rehetra, dia talanjona ka nihazakazaka nanatona sy niarahaba Azy.
17Ary ny anankiray tamin’ ny vahoaka namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, nentiko ho etỳ aminao ny zanako-lahy, izay azom-panahy moana;
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9
Cross References
Mark 8:11Ary ny Fariseo nankany, dia niady hevitra taminy ary naka fanahy Azy ka nitady famantarana avy any an-danitra.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 9:16