Filazantsara araka an'i Marka 9:26
Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy, dia nivoaka taminy; ary efa toy ny maty, ka dia nataon’ ny maro hoe: Maty.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9
Cross References
Mark 1:26Ary ny fanahy maloto nampifanintontsintona ny tenan’ ilay marary, dia niantso tamin’ ny feo mahery ka niala taminy.
Mark 9:20Dia nentiny teo aminy izy; fa nony nahita an’ i Jesosy izy, dia nampifanintontsintona ny tenany niaraka tamin’ izay ny fanahy. Dia lavo tamin’ ny tany izy sady nitsinkasinkasina sy nandoa vory.