Filazantsara araka an'i Marka 9:27
Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Jesus took him by the hand, and lifted him up; and he arose.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9
Cross References
Isaiah 41:13Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao no mitantana ny tananao ankavanana, dia ilay manao aminao hoe: Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.
Mark 1:41Ary Jesosy dia onena azy ka naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao.
Mark 8:23Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan’ ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony, ka napetrany taminy ny tànany, dia nanontaniany hoe izy: Mahita zavatra va ianao?
Acts 9:41Ary Petera nanolo-tanana azy ka nanangana azy; ary rehefa niantso ny olona masìna sy ny mpitondratena izy, dia nanolotra azy velona.