Filazantsara araka an'i Marka 9:28
Ary rehefa tonga tao an-trano Jesosy, dia nanontany Azy mangingina ny mpianany hoe: izahay tsy nahavoaka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Fa Jesosy nandray ny tànany ka nanarina azy; dia nitsangana izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9
Cross References
Matthew 13:10Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?
Matthew 15:15Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr’ izany fanoharana izany.
Mark 4:10Ary raha tao amin’ ny mangingina Izy, dia nanontany Azy ny amin’ ny fanoharana ireo nomba Azy mbamin’ ny roa ambin’ ny folo lahy.
Mark 7:17Ary rehefa niala teo amin’ ny vahoaka Izy ka niditra tao an-trano, dia nanontany Azy ny mpianany ny amin’ izany fanoharana izany.