The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 9 › Filazantsara araka an'i Marka 9:38

Filazantsara araka an'i Marka 9:38

Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin’ ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And John answered him, saying, Master, we saw one casting out devils in thy name, and he followeth not us: and we forbad him, because he followeth not us.

In Context

37Na zovy na zovy no mandray zaza iray tahaka itony amin’ ny anarako, dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy, dia tsy mandray Ahy, fa Izay naniraka Ahy.

39Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin’ ny anarako ka hahateny ratsy Ahy vetivety.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9

Cross References

Numbers 11:26Fa nisy roa lahy nijanona teo an-toby, Eldada no anaran’ ny anankiray, ary Medada no anaran’ ny anankiray; ary ny Fanahy nitoetra tao aminy; ary isan’ izay voasoratra izy roa lahy, nefa tsy mba nankeo amin’ ny trano-lay; dia naminany teo an-toby izy roa lahy.

Luke 11:19Fa raha Izaho mamoaka demonia amin’ ny herin’ i Belzeboba, dia amin’ ny herin’ iza kosa no amoahan’ ny zanakareo azy? koa amin’ izany dia ho mpitsara anareo ireo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 9:38

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 9:37Filazantsara araka an'i Marka 9Filazantsara araka an'i Marka 9:39 →