The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 9 › Filazantsara araka an'i Marka 9:40

Filazantsara araka an'i Marka 9:40

Fa izay tsy manohitra antsika dia momba antsika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For he that is not against us is on our part.

In Context

39Fa hoy Jesosy: Aza mandrara azy; fa tsy misy olona izay hanao asa lehibe amin’ ny anarako ka hahateny ratsy Ahy vetivety.

41Fa na iza na iza no manome anareo rano eran’ ny kapoaka hosotroinareo, satria an’ i Kristy ianareo, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 9

Cross References

Matthew 12:30Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 9:40

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 9:39Filazantsara araka an'i Marka 9Filazantsara araka an'i Marka 9:41 →