Filazantsara araka an'i Matio 11:13
Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin’ i Jaona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For all the prophets and the law prophesied until John.
In Context
14Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 11
Cross References
Matthew 5:17Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka.
Luke 24:44Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin’ ny lalàn’ i Mosesy sy ny mpaminany ary ny Salamo.
Acts 3:22Fa Mosesy nilaza hoe: Mpaminany no hatsangan’ i Jehovah Andriamanitra ho anareo avy amin’ ny rahalahinareo, tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin’ izay rehetra holazainy aminareo.
Romans 3:21Fa ankehitriny dia efa naharihary ny fahamarinana avy amin’ Andriamanitra, tsy amin’ ny lalàna anefa, fa ambaran’ ny lalàna sy ny mpaminany,