bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 13 › Filazantsara araka an'i Matio 13:53
Filazantsara araka an'i Matio 13:53
Ary rehefa vitan’ i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, that when Jesus had finished these parables, he departed thence.
In Context
52Dia hoy Izy taminy: Koa amin’ izany ary ny mpanora-dalàna rehetra izay nampianarina ho amin’ ny fanjakan’ ny lanitra dia samy tahaka ny tompon-trano, izay mamoaka avy amin’ ny firaketany zava-baovao sy ela.
54Ary nony tonga tany amin’ ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin’ ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan’ ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 13
Cross References
Mark 4:33Ary fanoharana maro toy izany no nanambarany ny teny taminy, araka izay hainy hohenoina.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 13:53