bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 17 › Filazantsara araka an'i Matio 17:13
Filazantsara araka an'i Matio 17:13
Dia fantatry ny mpianatra fa Jaona Mpanao-batisa no nolazainy taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the disciples understood that he spake unto them of John the Baptist.
In Context
12Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga sahady Elia; nefa ny olona tsy nahafantatra azy, fa nanao izay sitraky ny fony taminy. Dia tahaka izany koa no hampiaretany ny Zanak’ olona.
14Ary rehefa tonga teo amin’ ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an’ i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 17
Cross References
Matthew 11:14Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 17:13