bible.software › Bokin'i Nehemia › Bokin'i Nehemia 12 › Bokin'i Nehemia 12:42
Bokin'i Nehemia 12:42
ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer.
In Context
41ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra,
43Dia namono zavatra betsaka hatao fanatitra tamin’ izany andro izany izy sady nifaly, fa Andriamanitra nampifaly azy indrindra; ary ny vadiny aman-janany nifaly koa; ka dia re lavitra ny fifaliana tany Jerosalema.
Read all of Bokin'i Nehemia 12
Cross References
Nehemiah 10:8Mesolama, Abia, Miamina,
Psalms 81:1Ho an’ ny mpiventy hira. Al-gitith. Nataon’ i Asafa.
Psalms 95:1Avia, aoka isika hihoby ho an’ i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an’ ny Vatolampy famonjena antsika.
Psalms 100:1Salamo ho fiderana. Mihobia ho an’ i Jehovah, ry tany rehetra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Nehemia 12:42