Bokin'ny Nomery 10:13
Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they first took their journey according to the commandment of the LORD by the hand of Moses.
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 10
Cross References
Numbers 9:23Araka ny didin’ i Jehovah no nitobiany, ary araka ny didin’ i Jehovah no niaingany; nitandrina izay nasain’ i Jehovah notandremany izy, araka ny tenin’ i Jehovah izay nampitondrainy an’ i Mosesy.