bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 13 › Bokin'ny Nomery 13:18
Bokin'ny Nomery 13:18
dia izahao izay toetry ny tany sy ny olona monina any, na mahery, na osa, na vitsy, na maro;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And see the land, what it is; and the people that dwelleth therein, whether they be strong or weak, few or many;
In Context
17Ary Mosesy naniraka ireo hisafo ny tany Kanana ka nanao taminy hoe: Miakara atỳ amin’ ny tany atsimo ianareo, ka miakara ho any amin’ ny tany havoana;
19ary izay toetry ny tany itoerany, na tsara, na ratsy; ary ny toetry ny tanàna izay itoerany, na ao an-day, na ao an-tanàna mimanda;
Read all of Bokin'ny Nomery 13
Cross References
Ezekiel 34:14Eny amin’ ny tany tsara ho fiandrasana no hiandrasako azy, ary eny an-tendrombohitra avon’ ny Isiraely no ho tany hiandrasana azy; ao no handriany amin’ ny tany tsara, ary eny amin’ ny fiandrasana tsara ahitra no hihinanany, dia any an-tendrombohitry ny Isiraely.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 13:18