The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 13 › Bokin'ny Nomery 13:17

Bokin'ny Nomery 13:17

Ary Mosesy naniraka ireo hisafo ny tany Kanana ka nanao taminy hoe: Miakara atỳ amin’ ny tany atsimo ianareo, ka miakara ho any amin’ ny tany havoana;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses sent them to spy out the land of Canaan, and said unto them, Get you up this way southward, and go up into the mountain:

In Context

16Ireo no anaran’ ny lehilahy izay nirahin’ i Mosesy hisafo ny tany. Ary Hosea, zanak’ i Nona, dia nataon’ i Mosesy hoe Josoa.

18dia izahao izay toetry ny tany sy ny olona monina any, na mahery, na osa, na vitsy, na maro;

Read all of Bokin'ny Nomery 13

Cross References

Genesis 12:9Ary nifindra Abrama ka nandroso niandalana ho any amin’ ny tany atsimo.

Genesis 14:10Ary ny lohasahan’ i Sidima, dia be lavak’ asfalta, ary nandositra ny mpanjakan’ i Sodoma sy ny mpanjakan’ i Gomora ka latsaka tao; ary ny sisa nandositra tany an-tendrombohitra.

Numbers 13:29Ny Amalekita no monina eo amin’ ny tany atsimo; ary ny Hetita sy ny Jebosita ary ny Amorita no monina any amin’ ny tany havoana; ary ny Kananita no monina eo amoron’ ny ranomasina sy eo amoron’ i Jordana.

Deuteronomy 1:44Dia nivoaka hiady aminareo ny Amorita, izay nonina tamin’ izany tendrombohitra izany, ka nanenjika anareo tahaka ny fanenjiky ny reni-tantely, dia nandringana anareo tany Seïra ka hatrany Horma.

Joshua 10:40Dia nasian’ i Josoa ny tany rehetra sy ny mpanjakany rehetra, dia ny tany havoana sy ny tany atsimo sy ny tany lemaka amoron-tsiraka ary ny any am-bodin’ ny tendrombohitra; tsy nasiany niangana ireny, fa naringany avokoa ny olo-miaina rehetra, araka ny didin’ i Jehovah. Andriamanitry ny Isiraely,

Judges 1:9Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak’ i Joda hiady amin’ ny Kananita izay nonina tany amin’ ny tany havoana sy tany amin’ ny tany atsimo ary tany amin’ ny tany lemaka amoron-tsiraka.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 13:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 13:16Bokin'ny Nomery 13Bokin'ny Nomery 13:18 →