Numbers 13:6
avy tamin’ ny firenen’ i Joda dia Kaleba, zanak’ i Jefone;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of the tribe of Judah, Caleb the son of Jephunneh.
In Context
5avy tamin’ ny firenen’ i Simeona dia Safata, zanak’ i Hory;
7avy tamin’ ny firenen’ Isakara dia Jigala, zanak’ i Josefa;
Cross References
Numbers 14:6Ary Josoa, zanak’ i Nona, sy Kaleba, zanak’ i Jefone, izay isan’ ny nisafo ny tany, dia nandriatra ny fitafiany;
Numbers 14:30dia tsy ho tonga mihitsy any amin’ ny tany izay nananganako tanana hamponenana anareo, afa-tsy Kaleba, zanak’ i Jefone, sy Josoa, zanak’ i Nona.
Numbers 26:65Fa Jehovah efa nilaza azy hoe: Ho faty any an-efitra tokoa ireo. Koa dia tsy nisy olona sisa tamin’ ireny afa-tsy Kaleba, zanak’ i Jefone, sy Josoa, zanak’ i Nona, ihany.
Numbers 34:19Ary izao no anaran’ ireo lehilahy ireo: ny avy amin’ ny firenen’ i Joda dia Kaleba, zanak’ i Jefone;
Joshua 14:6Dia nankany amin’ i Josoa tany Gilgala ny taranak’ i Joda; ary Kaleba, zanak’ i Jefone, Kenizita, nanao taminy hoe: Fantatrao ny teny izay nolazain’ i Jehovah tamin’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra, ny amiko sy ianao tany Kadesi-barnea.
Judges 1:12Ary hoy Kaleba: Izay mamely an’ i Kiriata-sefera ka mahafaka azy dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.