The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 19 › Bokin'ny Nomery 19:2

Bokin'ny Nomery 19:2

Izao no lalàna hotandremana, izay efa nandidian’ i Jehovah: Lazao amin’ ny Zanak’ Isiraely mba hitondrany vantotr’ ombivavy mena, izay tsy misy kilema na tsiny sady tsy mbola nasiana zioga.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

This is the ordinance of the law which the LORD hath commanded, saying, Speak unto the children of Israel, that they bring thee a red heifer without spot, wherein is no blemish, and upon which never came yoke:

In Context

1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

3Ary omeo ho an’ i Eleazara mpisorona iny, dia hasaina ho entina eny ivelan’ ny toby ka hovonoina eo anatrehany.

Read all of Bokin'ny Nomery 19

Cross References

Exodus 12:5Zanak’ ondry tsy misy kilema, dia lahy izay iray taona, no halainareo; halainareo amin’ ny ondry na amin’ ny osy izy;

Leviticus 1:10Ary raha ondry na osy no ateriny ho fanatitra dorana, dia lahy tsy misy kilema koa no hateriny.

Leviticus 22:20Izay rehetra misy kilema dia tsy haterinareo; fa tsy hankasitrahana anareo izany.

Numbers 31:21Ary hoy Eleazara mpisorona tamin’ ny mpanafika, izay efa tany amin’ ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian’ i Jehovah’ an i Mosesy:

1 Samuel 6:7Koa ankehitriny manaova sariety vaovao, ary mangalà ombivavy roa mitaiza, izay tsy mbola nasiana zioga, dia afehezo amin’ ny sariety ny ombivavy, ka ento mody ny zanany hiala aminy.

Lamentations 1:14Ny ziogan’ ny fahotako nofehezin’ ny tànany; Voaolana ireny ka tonga eo an-katoko; noketrahiny ny heriko; Natolotry ny Tompo ho eo an-tànan izay tsy leoko aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 19:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 19:1Bokin'ny Nomery 19Bokin'ny Nomery 19:3 →