The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 19 › Bokin'ny Nomery 19:4

Bokin'ny Nomery 19:4

Dia hanalan’ i Eleazara mpisorona amin’ ny fanondrony ny ràny ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Eleazar the priest shall take of her blood with his finger, and sprinkle of her blood directly before the tabernacle of the congregation seven times:

In Context

3Ary omeo ho an’ i Eleazara mpisorona iny, dia hasaina ho entina eny ivelan’ ny toby ka hovonoina eo anatrehany.

5Dia hodorana eo imasony ilay vantotr’ ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny ràny mbamin’ ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.

Read all of Bokin'ny Nomery 19

Cross References

Leviticus 4:17ary ny mpisorona hanoboka ny fanondrony amin’ ny rà, ka hafafiny impito eo anatrehan’ i Jehovah, dia eo anoloan’ ny efitra lamba.

Leviticus 16:19Dia hofafazany ny rà impito amin’ ny fanondrony izy ka hodioviny sy hohamasininy ho afaka amin’ ny fahalotoan’ ny Zanak’ Isiraely.

Hebrews 12:24sy amin’ i Jesosy, Mpanalalana amin’ ny fanekena vaovao, ary amin’ ny rà famafazana, izay tsara lavitra noho ny an’ i Abela.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 19:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 19:3Bokin'ny Nomery 19Bokin'ny Nomery 19:5 →